|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mino
Root  2 ino
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao
9 Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy
10 Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1]
Explanations in English  11 to believe [1.7]
Explanations in French  12 croire, avoir la foi [1.8]
Examples  13  Tsy mino anao aho. [2.471#26]
14  Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472#152]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mino

Entry (2/2) 16  mino
Root  17 ino
Part of speech  18  active verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
Explanations in Malagasy  22 [Bara+Tanosy] misotro [1.78]
Explanations in English  23 [Provincial] to drink [1.7]
Explanations in French  24 [Provincial] boire [1.8]

Anagrams  mino, 25 mony

Updated on 2026/04/20