|
|
|
|

Entry 1  milonjo
Root  2 lonjo
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitondra enta-mavesatra samy irery
9 Mitondra ny mafy tsy misy mpanampy: Rakoto irery no nilonjo ny fahoriana nidona taminy [1.1]

Updated on 2026/04/20