|
|
|
|

Entry 1  milonjehitra
Root  2 lonjehitra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
8 Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [1.1]
Explanations in French  9 ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [1.3]

Updated on 2026/04/20