|
|
|
|

Entry 1  milofika
Root  2 lofika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony
9 Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1]
Examples  10  Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472#223]

Updated on 2026/04/20