|
|
|
|

Entry 1  milamindamina
Root  2 lamindamina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324#]
8  Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85]
9  Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10]

Updated on 2026/04/20