|
|
|
|

Entry 1  mikosina
Root  2 kosina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miforitra, mitavana mihosina amin' ny zavatra maloto: Mikosina amin' ny vovoka foana io zaza io ka maloto lava
9 Misafosafo tena; mihaotra: Aza mikosina amin' ny rindrina
10 Miaraka matetika amin' ny olona tsy mitovy hambonian-toetra amin' ny tena, amin' ny fatritran' olona: Mikosina amin' ny naman-dratsy io zazalahy io [1.1]

Anagrams  11 mañosiky, mikosina

Updated on 2026/02/04