|
|
|
|

Entry 1  mikororoka
Root  2 kororoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manala ny voam-bary amin' ny bozaka na ny akofa ka toy izao no fanaovana izany: alaina ny vary dia araraka avy ambony ary dia entin' ny rivotra ny bozaka na ny akofa..., fa ny voam-bary kosa midina ka angonina amin' ny sahafa
9 Manaratsy: Loza iny vehivavy iny raha hikororoka olona [1.1]
Explanations in English  10 to winnow grain in the wind [1.7]
Explanations in French  11 vanner à la brise [1.8]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mikororoka
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21