|
|
|
|

Entry 1  mikopoka
Root  2 kopoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mikofoka, mihetsika mahery manohitra izay mibeda na mamatotra ny tena: Voasambotry ny kary ilay akoho ka tsy nikopoka akory [1.1]

Updated on 2026/02/04