|
|
|
|

Entry 1  mikomy
Root  2 komy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy [1.1]
Explanations in English  9 to rebel [1.7]
Explanations in French  10 se révolter, s'insurger; se rebeller [1.8]

Updated on 2026/04/20