|
|
|
|

Entry 1  mikoinkoina
Root  2 koinkoina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1]
Explanations in French  8 Murmurer, gémir, se plaindre [1.3#348]

Updated on 2026/04/20