|
|
|
|

Entry 1  mikohaka
Root  2 kohaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
Explanations in English  9 to cough [1.7]
Explanations in French  10 tousser [1.3#347, 1.8]
11 fig. appeler en toussant. [1.3#347]
Examples  12  Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245#]
13  Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424#]
14  Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366#]
Vocabulary  15  Health

Updated on 2026/04/20