|
|
|
|

Entry 1  mikobabaka
Root  2 kobabaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka
9 Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1]
Explanations in French  10 S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3#343]
Examples  11  Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#]

Updated on 2026/02/26