|
|
|
|

Entry 1  mikisaka
Root  2 kisaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
9 Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
10 Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
11 Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1]

Anagrams  12 mikasika, mikisaka

Updated on 2026/04/20