| Entry (1/2) | 1 mikiry |
| Root | 2 kiry |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny
9 Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be obstinate
[1.7] |
| Explanations in French |
11 s'obstiner
[1.8] |
| Entry (2/2) | 12 mikiry |
| Root | 13 kiry |
| Part of speech | 14 active verb |
| Explanations in Malagasy |
15 [Antesaka] miova, tonga
[1.78] |
| Anagrams | mikiry, 16 miriky |
| Updated on 2026/04/20 |
|