| Entry | 1 mikiky |
| Root | 2 kiky |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
9 Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro [1.1] |
| Explanations in English |
10 to scrape; to gnaw
[1.7] |
| Explanations in French |
11 racler, ronger
[1.8] |
| Examples |
12 Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa.
[2.558#16]
|
| Analogs | 13 Manihy |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|