|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mikiaka
Root  2 kiaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony [1.1]
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 10  mikiaka
Root  11 kiaka
Part of speech  12  active verb
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
Explanations in Malagasy  16 Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko [1.1]

Anagrams  17 mikaika, mikiaka

Updated on 2026/04/21