| Entry | 1 mikendry |
| Root | 2 kendry |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mitily: Mikendry vorona
9 Mitady hahazo: Tsy mikendry izany raharaha izany aho akory 10 Mikasa, manampo: Mikendry handeha izy rahampitso [1.1] |
| Explanations in English |
11 to aim at; to have in view
[1.7] |
| Explanations in French |
12 viser; se proposer, avoir en vue
[1.8] |
| Anagrams | 13 mendriky, mikendry |
| Updated on 2026/04/20 |
|