|
|
|
|

Entry 1  mikaretsaka
Root  2 karetsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
9 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
10 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
11 Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1]
Explanations in English  12 to pass or move rapidly [1.7]
Explanations in French  13 passer rapidement, s'élancer [1.8]
Vocabulary  14  Motion

Anagrams  15 mikaratsake, mikaretsaka

Updated on 2026/04/20