| Entry | 1 mikarepoka |
| Root | 2 karepoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mamoaka feon-javatra kepohina amin' ny nify: Mikarepoka ny voanjo raha maina
9 Mihinana: Tatsy atsimontrano no nahitaho ny saka nikarepoka ny akohonao 10 Mandany: Nody ilay zaza mpandany rehefa avy nikarepoka ny volany rehetra [1.1] |
| Anagrams | mikarepoka, 11 mikorepaka |
| Updated on 2026/04/20 |
|