|
|
|
|

Entry 1  mikaratsaka
Root  2 karatsaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
8 Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1]

Anagrams  9 karamatsaky, mikaratsaka, 10 mitsakaraka

Updated on 2026/04/20