|
|
|
|

Entry 1  mikaona
Root  2 kaona
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Miray ny lohany, ny tendrony: Nikaona ny basin' ny miaramila
8 Miady, miady rafitra, tsy misy elanelany fa mipaka tsara: Tsy mikaona tsara ny rafitr' ity varavarana ity
9 Midona, mipoka, mipaika, mikatroka: Marary ny lohako fa nikaona tamin' ny rindrina
10 Mifanaraka, mifanara-tsaina, miray hevitra: Mikaona amin' ny zavatra maro izy roa lahy ireo. [1.1]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mikaona

Anagrams  12 kamoina, 13 manaoky, 14 manioka, 15 mañoaky, 16 mianoka, mikaona

Updated on 2026/04/20