|
|
|
|

Entry 1  mikantsana
Root  2 kantsana
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana
8 Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo [1.1]
Analogs  9  mikamentsona, 10  mipentsompentsona, 11  mitsaontsaom-bava, 12  mivatsavatsa

Anagrams  13 manantsika, mikantsana

Updated on 2026/04/22