|
|
|
|

Entry 1  mikabary
Root  2 kabary
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
9 Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
10 Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Explanations in English  11 To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
12 to make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Explanations in French  13 Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
14 donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Examples  15  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472#159]
16  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 kirambay, 19 mibarika, mikabary, 20 riam-baky

Updated on 2026/04/21