| Entry | 1 mijononoka |
| Root | 2 jononoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana
[1.1] |
| Explanations in English |
8 to flow abundantly but silently
[1.7] |
| Explanations in French |
9 couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes
[1.3#300] 10 couler abondamment et doucement [1.8] |
| Examples |
11 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra
[2.324]
|
| Updated on 2026/05/23 |
|