|
|
|
|

Entry 1  mijajirika
Root  2 jajirika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io?
9 Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano [1.1]
Explanations in English  10 To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain [1.2#297]
Explanations in French  11 Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée [1.3#290]
Examples  12  kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity! [2.643#]
13  Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499#]
14  Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! [2.5#]

Updated on 2026/04/20