| Entry | 1 mihosy |
| Root | 2 hosy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manitsakitsaka
9 Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa [1.1] |
| Explanations in English |
10 to trample the mud in ricefields
[1.7] |
| Explanations in French |
11 piétiner les rizières
[1.8] |
| Examples |
12 akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho
[2.131]
|
| Combinations | 13 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihosy |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|