|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihorika
Root  2 horika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Migaga, mitalanjona: Tsy misy tsy nihorika nahita ny fahakingan' ilay tovolahy [1.1]

Entry (2/2) 9  mihorika
Part of speech  10  active verb
Explanations in Malagasy  11 [Sihanaka] miakatra manatona ny loharano, mandoa (raha marary) [1.78]

Updated on 2026/04/20