|
|
|
|

Entry 1  mihonaka
Root  2 honaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy
9 Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto
10 Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay [1.1]
Explanations in French  11 Tomber de lassitude ou sous le poids de la graisse, s'affaisser, être couché, s’enfoncer, s’embourber: Mihonaka ity kisoa ity (Ce cochon tombe sous le poids de la graisse) ~ Nihonaka indray izy, nefa efa sitrana (Il s’est couché de nouveau, alors qu’il avait été guéri) ~ Nihonaka tao anatin’ ny honahona ny omby (Le boeuf s’est embourbé dans une fondrière) [1.3#265]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 Hakamonì, Hakamoni, 14 mahakino, 15 manakiho, mihonaka

Updated on 2026/08/19