|
|
|
|

Entry 1  mihomehimehy
Root  2 homehimehy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Hay rahefa faly izy ity, mba sahala amin' ny olona rehetra ihany : mihomehimehy foana, mientanentana eo am-piresahana [2.4#21]
8  Avy eo indray anefa mifanilakilaka sy mihomehimehy tsy sazoka noho ny tsy maharariny loatra ny ataon' I Sarila sy ny Sefodegarda. [2.470#37]
9  Noteneniny mafy izahay raha toa mihomehimehy nahita an-dRagova nandalo nivembena. [2.356#7]

Updated on 2026/04/20