|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mihofakofaka
Root  2 hofakofaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 mikopakopaka [1.1]

Entry (2/2) 5  mihofakofaka
Root  6 hofakofaka
Part of speech  7  active verb
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
Explanations in Malagasy  11 Misy hoditra manify na takela-koditra miendaka: Asa izay nahazo an-dRasoa fa mihofakofaka be ihany ny tarehiny. / Mihofakofaka ny hoditry ny menarana [1.1]

Updated on 2026/04/20