| Entry | 1 mihoby |
| Root | 2 hoby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Midera amin' ny antsoantsom-pifaliana, maneho fankalazana olona amin' ny antsoantso mafim-piravoana: Nihoby azy ny vahoakaraha vao nivoaka ny fiara izy
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to acclaim; to shout for joy
[1.7] |
| Explanations in French |
10 acclamer
[1.8, 1.6] 11 pousser des cris de joie [1.8] 12 [Tanala] fĂȘter [1.6] |
| Examples |
13 Dia nihoby ny vahoaka rehetra
[2.48#126]
14 Ary nony maneno ny akoho, dia mandoaka ny voatavo izy, ka mihoby. [2.857#] 15 nihoby sy nifaly ny fitiavana mahery noho ny fahafatesana sy ny zava-boahary rehetra [2.324] |
| Anagrams | 16 mibohy, mihoby |
| Updated on 2026/04/20 |
|