|
|
|
|

Entry 1  mihisatra
Root  2 hisatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
8 Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
9 Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka [1.1]
Explanations in English  10 to move slowly, as a canoe touching bottom [1.7]
Explanations in French  11 aller lentement en raclant, en touchant le fond [1.8]
Vocabulary  12  Motion
Combinations  13  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihisatra

Anagrams  14 mahisitra, 15 miharatsy, mihisatra, 16 misahatry

Updated on 2026/04/20