|
|
|
|

Entry 1  mihiratra
Root  2 hiratra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
9 Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
10 Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro [1.1]
Explanations in French  11 Ã©carquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
12 se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant [1.3#249]
Examples  13  mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472#151]
14  mihiratra tsara ny maraina tamin' izay. [2.470#103]
15  Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay. [2.643#157]
Combinations  16  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihiratra
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 mahiratry, 19 marihitra, 20 miharatry, 21 miharitra, mihiratra

Updated on 2026/04/21