|
|
|
|

Entry 1  mihinjihinjy
Root  2 hinjihinjy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mihinjitra, henjana: Loza fa nihinjihinjy foana teo ny sandriny
9 Mampihenjana ny tena ka mampiridiridy azy: Nihinjihinjy toy ny maty ilay marary [1.1]
Explanations in English  10 to be rigid, to be stiff [1.7]
Explanations in French  11 être rigide, raide [1.8]
Examples  12  Ny olona rahefa tifirina, hoy izy nanohy, raha vao bala iray no mahavoa azy, mihinjihinjy eo am-pitsanganana eo aloha izy, fa tsy mianjera avy hatrany. [2.472#248]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21