|
|
|
|

Entry 1  mihidy
Root  2 hidy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady
9 Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1]
Explanations in English  10 to be locked [1.7]
Explanations in French  11 être fermé à clé, être fermé [1.8]
Examples  12  Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471#71]
13  Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472#47]
Combinations  14  3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihidy
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 midihy, mihidy

Updated on 2026/04/21