|
|
|
|

Entry 1  mihiaka
Root  2 hiaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Manao feo mirehareha sy matoky hery, mihaika, mihantsy ady: Nihiaka Rakoto teo ambony lampihazo niandry izay sahy hifanandrina aminy
8 Mibaiko amin' ny feo tokana, mafy sy maranitra: Nisy feo nihiaka tany anaty ala tany, dia indreny nisy lehilahy ampolony maro nivoaka ny kirihitra [1.1]
Explanations in English  9 to shout defiance; to shout [1.7]
Explanations in French  10 pousser des cris, prononcer des paroles de défi [1.8]
Examples  11  niantsamboatra sy nihiaka tokana Rasoa nitairan' izy rehetra ho safotra. [2.470#183]
12  Ary ialahy, hoy izy nihiaka ohatra ny nihetsehan-tromba tampoka, toa mbola mitahiry zava-maranitra ihany? [2.472#227]
13  hoy Railovy somary nihiaka tamin' ny hagagany, ka nanatona azy avokoa ny voronkely indray nialoka taminy. [2.5]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mahaiky, 16 miahika, 17 mihaika, mihaikà, mihiaka, 18 mikaiha, 19 mikiaha

Updated on 2026/08/06