|
|
|
|

Entry 1  mihelingelina
Root  2 helingelina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miverimberina na mivezivezy eo amin' olona ka manahirana azy: Nihelingelina teo Isambilo ka tsy vitako ny asako
9 Miseho vetivety miverimberina: Ela indray izay i Soa tsy nihelingelina taty; sao dia manavy àry izy? [1.1]
Explanations in English  10 to be restless, and thus cause annoyance. [1.2]

Updated on 2026/04/20