| Entry | 1 mihebiheby |
| Root | 2 hebiheby |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy
9 Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra 10 Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1] |
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|