|
|
|
|

Entry 1  mihatokatoka
Root  2 hatokatoka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Manetsiketsika ny loha amim-pieboeboana kely [1.1]
Examples  8  Mitehaka ny Andriambaventy rehetra dia mihatokatoka - resy lahatra. [2.528#]
9  Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#]

Anagrams  mihatokatoka, 10 mihotakotaka

Updated on 2026/04/20