|
|
|
|

Entry 1  mihalaka
Root  2 halaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto
9 Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity
10 Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose [1.1]
Explanations in English  11 to be separate, to go apart, to have a space between. [1.2]
Synonyms  12 mihalakalaka

Anagrams  13 mahakaly, 14 mahakila, 15 mahalika, 16 mahilaka, mihalaka

Updated on 2026/04/22