|
|
|
|

Entry 1  mihafaingana
Root  2 faingana
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mihadodona, mihamalady [1.13]
Explanations in French  8 accéléré [1.13]
Examples  9  Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany. [1.384#]

Updated on 2026/04/20