| Entry | 1 migoka |
| Root | 2 goka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Misotro amim-pankasitrahana sy betsaka: Nigoka rano mangatsiaka ny anao vavy ka narary kibo
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to guzzle, to drink in abundance.
[1.2] 10 to drink greedily [1.7] |
| Explanations in French |
11 boire en abondance à longs traits
[1.8] |
| Examples |
12 Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
[2.471#14]
13 Raha izahay ankizy no te hisotro mialoha, tsy maintsy nanontany an' I Dada sy Neny aloha, fa tsy avy hatrany dia migoka. [2.472#15] |
| Updated on 2026/04/20 |
|