|
|
|
|

Entry 1  migoboka
Root  2 goboka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy [1.1]
Explanations in English  8 hollow, as the sound of a drum [1.2]
Explanations in French  9 sonner creux, comme un coffre vide [1.3#198]
10 sonner creux, produire un son sourd [1.5]
Examples  11  Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. [2.470#152]
12  angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472#83]
Vocabulary  13  Sound
Other spellings  14 migobona

Updated on 2026/04/22