|
|
|
|

Entry 1  migina
Root  2 gina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Marenina: Migina ny sofiko amin' ny tabataba ataon' ireo ankizy ireo
8 Manao ditra, mikiribiby: Migina mivoaka foana izy na dia efa rarana aza
9 (rafitra) Miady tsara, mikaona tsara: Tsy migina ny rafitr' ity latabatra ity ka izany no mampitolilalila azy [1.1]
Explanations in English  10 to be deafened by too loud a sound. [1.2]
Combinations  11  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word migina

Anagrams  12 miangy, migina

Updated on 2026/04/20