|
|
|
|

Entry 1  migaina
Root  2 gaina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany
8 Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
9 Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1]
Synonyms  10 migaingaina

Anagrams  11 miainga, miaingĂ , migaina

Updated on 2026/08/15