|
|
|
|

Entry 1  mifototra
Root  2 fototra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina
9 Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
Explanations in English  10 to be rooted; to be based on [1.7]
Explanations in French  11 être enraciné; être basé sur [1.8]
Combinations  12  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifototra
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  mifototra, 14 mitofotra

Updated on 2026/04/21