|
|
|
|

Entry 1  mifotetaka
Root  2 fotetaka
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Mitakovana, misolitika: Mifotetaka ny lokomenanao
8 Potraka ka tsy tafarina teo amin' izay nahalavoana intsony: Nalama tao avara-trano, ka nifotetaka tao i Dadatoanao [1.1]
Explanations in English  9 Stained, tarnished. [1.2]

Updated on 2026/04/20