|
|
|
|

Entry 1  mifoka
Root  2 foka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
9 Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
10 Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
Explanations in English  11 to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
Explanations in French  12 aspirer; absorber; fumer [1.8]
Examples  13  Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro. [2.4#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mifoka

Anagrams  15 famoky, 16 mifako, mifoka

Updated on 2026/04/20