|
|
|
|

Entry 1  mifankazatra
Root  2 zatra
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara [1.1]
Explanations in French  9 être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) [1.3#869]
Examples  10  Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; [2.285#]
11  Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy [2.296#]

Updated on 2026/04/20