|
|
|
|

Entry 1  mifankalala
Root  2 lala
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in English  7 to know one another [1.2]
Examples  8  Ary mahatsara fa mifankalala tsara amin' izany, koa dia hevero indray izany. [2.366#112]
9  Tanàna kely moa Ambatomainty nisy anay, ka nifankalala daholo ny mponina ao aminy. [2.4]
10  mifankalala ny vadinao sy iroa tovolahy nosinambotray ka injao izy fa mifampiresaka sy mifampanontany ery tsy nahataitra an'i fandrava izany. [2.895#]

Updated on 2026/04/20